Ny Fiangonana Goavana (Natonta faha-2)

Ny Fiangonana Goavana (Natonta faha-2)
8,99€

ebook

Achat immédiat, sans abonnement.

Le saviez vous ?

Lisez votre e-book sur ordinateur, tablette et mobile grâce aux applications :


Vivlio et Cultura
partenaires pour vos
lectures numériques
Tout est synchronisé
grâce à votre compte
Cultura
Une aide en ligne pour
vous accompagner

Coups de cœur Cultura

Tous les passeurs de culture peuvent partager leurs découvertes !
Tu as aimé ce produit ? Partage dès maintenant ton coup de coeur :

loader
loader
loader
loader
loader
loader
loader
loader

description

descriptif du fournisseur

"… Mandehana ho eny amin' ny lalambe sy ny sisim-boly, ka tereo ny olona hiditra, MBA HO FENO NY TRANOKO" Lioka 14: 23. Ny ventsom-pon' Andiamanitra dia ny ahavonjy izao tontolo izao ary ny ahafeno ny tranony – ny fiangonana! Avy amin' io Fanambarana io no nahaterahan' ity boky ity, "Fiangonana Goavana" nosoratan' I Eveka Dag Heward- Mills, mpitandrina ny fiangonana anisan' ireo fiangonana lehibe indrindra ao Ghana. Tsy ho toy ny teo aloha intsony ny Fiangonanao rehefa avy mamaky ity boky mampahomby ity ianao! "Dr. Heward Mills dia nanolo-tena ho an' I Jesosy Kristy Tompo sy ny asa fitoriana filazan-tsara eto maneran-tany. Mpitarika Lehibe sy maodely ho an'izay rehetra ao amin' ny asa fanompoana, ary izahay eto amin' ny "Church Growth International", dia tena faly tokoa fa mahafantatra sy miantso an' i Dr. Dag Heward- Mills hoe namana sy mpiara-miasa ato amin' ny saham-pijinjana lehibe eto amin' izao tontolo izao."-Dr. David Yonggi Cho Filoha, Church Growth International

 
Ny Fiangonana Goavana (Natonta faha-2)

Ny Fiangonana Goavana (Natonta faha-2)


On vous recommande avec votre achat
Ny Fiangonana Goavana (Natonta faha-2)

Ny Fiangonana Goavana (Natonta faha-2)

8,99
+